ACTUALITES

𝐂𝐄𝐑𝐄𝐌𝐎𝐍𝐈𝐄 𝐃𝐄 𝐑𝐄𝐌𝐈𝐒𝐄 𝐃𝐄 𝐂𝐄𝐑𝐓𝐈𝐅𝐈𝐂𝐀𝐓 𝐏𝐎𝐔𝐑 𝐋𝐄𝐒 𝐏𝐀𝐑𝐓𝐈𝐂𝐈𝐏𝐀𝐍𝐓𝐒 𝐀 𝐋𝐀 𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐒𝐔𝐑 𝐋𝐀 𝐏𝐋𝐀𝐓𝐄𝐅𝐎𝐑𝐌𝐄 𝐈𝐎𝐑𝐈𝐒 𝐍𝐈𝐕𝐄𝐀𝐔 𝐅𝐎𝐍𝐃𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐄𝐓…

Deux semaines se sont écoulées depuis le début de la formation sur l’initiation aux nouvelles fonctionnalités de la troisième version de la plateforme IORIS au siège de l’APMF à Alarobia. Les cibles sont les équipes des centres de…

VISITE DU PORT D'ANTSIRANANA

L'APMF a participé à la visite du Port d'Antsiranana et aux rencontres avec les différents acteurs qui y opèrent dans le cadre de la mission du Comité interministériel ad hoc pour l'économie bleue de la semaine du 26 mars 2023.

𝐇𝐄𝐓𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐅𝐀𝐇𝐀-𝐈𝐑𝐀𝐈𝐊𝐀𝐌𝐁𝐈𝐅𝐎𝐋𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐊𝐒𝐈𝐍𝐘 𝐇𝐎 𝐅𝐈𝐀𝐑𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗 𝐓𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐀𝐏𝐌𝐅…

Mitohy hatrany ny fanaovana vaksiny fiarovana amin'ny covid-19 ho an'ny mpiasan’ny APMF sy ny ankohonany ary ireo tantsambo sy mpianatra ho tantsambo mandalo eto amin’ny APMF Foibe Alarobia, Antananarivo. Hetsika faha-iraikambifolo ity…

𝐅𝐀𝐍𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐓𝐎𝐌𝐏𝐎𝐍𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐈𝐊𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐌𝐁𝐎𝐋𝐀𝐍'𝐈 𝐀𝐏𝐌𝐅 𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 (𝐑𝐄́𝐆𝐈𝐒𝐒𝐄𝐔𝐑𝐒)

Ho fanatsarana ny fomba fiasa sy hananana vokatra mifanaraka amin'ny fenitra dia notanterahina ny alatsinainy 20 ka hatramin'ny zoma 24 martsa 2023 teto amin'i APMF Foibe ny fanofanana ireo tomponandraikitry ny frandraisambola. Niompana…

𝐅𝐀𝐍𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐌𝐎𝐑𝐘 𝐋𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐃𝐈𝐍𝐈𝐊𝐀 𝐌𝐈𝐒𝐄𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐍𝐎𝐌𝐀𝐌𝐘 𝐓𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍'𝐀𝐍𝐓𝐀𝐋𝐀𝐇𝐀

Fiofanana andiany fahadimy nomena ireo mpitondra lakana madinika misy motera misehatra amin'ny ranomamy ao aminy distrikan'Antalaha no natao ny 14 ka hatramin'ny 19 martsa 2023. Nampahafantarina azy ireo ireo lalàna mifehy ny…

𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐒𝐔𝐑 𝐋𝐀 𝐏𝐋𝐀𝐓𝐄𝐅𝐎𝐑𝐌𝐄 𝐈𝐎𝐑𝐈𝐒 𝐍𝐈𝐕𝐄𝐀𝐔 𝐅𝐎𝐍𝐃𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐄𝐓 𝐀𝐕𝐀𝐍𝐂𝐄

L’APMF fait partie des agences nationales du domaine maritime utilisatrices de la plateforme IORIS dont le gestionnaire à Madagascar est le Centre de Fusion d’Informations Maritimes (CFIM). La plateforme IORIS est un portail électronique…

𝐅𝐈𝐓𝐒𝐈𝐃𝐈𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐀𝐓𝐀𝐎𝐍’𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐓𝐎𝐀 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐓𝐄𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐄𝐓𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐍𝐘 𝐒𝐄𝐑𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐒𝐀𝐌𝐁𝐎𝐍’𝐈 𝐍𝐎𝐒𝐘-𝐁𝐄

Nandray an'Andriamatoa Minisitry ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetrandro tamin’ny fandalovany tany Nosy-Be ny Fitaleavam-paritry ny APMF any an-toerana.. Fitsidihana ifotony nahafahana nifampitafa momba ny anjara asan’ny APMF sy ny…

𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐃𝐄𝐒 𝐀𝐆𝐄𝐍𝐓𝐒 𝐃𝐄 𝐒𝐔𝐑𝐄𝐓𝐄 𝐃𝐄𝐒 𝐈𝐍𝐒𝐓𝐀𝐋𝐋𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍𝐒 𝐏𝐎𝐑𝐓𝐔𝐀𝐈𝐑𝐄𝐒 𝐃𝐀𝐍𝐒 𝐋𝐄 𝐂𝐀𝐃𝐑𝐄 𝐃𝐄 𝐋𝐀 𝐌𝐈𝐒𝐄 𝐄𝐍 𝐎𝐄𝐔𝐕𝐑𝐄 𝐃𝐔 𝐂𝐎𝐃𝐄 𝐈𝐍𝐓𝐄𝐑𝐍𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍𝐀𝐋…

La Convention internationale pour la sauvegarde de la vie humaine en mer (Convention SOLAS) fait partie des conventions que Madagascar a ratifiées, marquant l’engagement de la grande île aux efforts pour la réalisation et le développement…

𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐌𝐎𝐑𝐘 𝐋𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐃𝐈𝐍𝐈𝐊𝐀 𝐓𝐀𝐎 𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍𝐃𝐀𝐕𝐀

Ny 13 ka hatramin’ny 18 febroary 2023 lasa teo no nontanterahina tao Morondava ny fampiofanana ny andiany faharoa amin’ireo mpanamory lakana madinika, na « skippers », any an-toerana. Miisa 60 ireo nahavita izany an-tsakany sy an-davany ka…

𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐎𝐍𝐉𝐘 𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐓𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐀𝐏𝐌𝐅

Notontosaina ny 14 ka hatramin’ny 16 febroary 2023 teto amin’ny APMF Foibe ny fanofanana mikasika ny fikarakarana maika ny traboina sendra ny tsy fahasalamana tampoka mandra-pahatongan’ny mpitsabo na mandra-pahatonga any amin’ny hopitaly.…

𝐕𝐈𝐒𝐈𝐓𝐄 𝐎𝐅𝐅𝐈𝐂𝐈𝐄𝐋𝐋𝐄 𝐃𝐄 𝐋𝐀 𝐃𝐄𝐋𝐄𝐆𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐃𝐄 𝐋’𝐎𝐇𝐈 𝐀 𝐋’𝐀𝐏𝐌𝐅

La Direction Générale de l’APMF a reçu le lundi 13 février 2023 Monsieur Henri DOLOU, en mission à Madagascar pour le compte de l’Organisation Hydrographique Internationale (OHI). En effet, suivant les dispositions de la Convention des…

Fanofanana ireo mpanamory lakana madinika tao Brickaville

Tontosa tao Brickaville tamin’iny herinandro lasa iny, ny 18 ka hatramin’ny 21 jolay 2022 ny fanofanana ireo mpanamory lakana madinika (encadrement professionnel des skippers) miisa 12. Ampatsiahivina fa ny fanatontosan'i APMF izany…

Hetsika fanentanana hitandremana mba hahatsara ny aro loza amin'ny fitaterana an-dranomasina amin'ny faritra…

Mitohy hatrany ny hetsika fanentanana hitandremana mba hahatsara ny aro loza amin'ny fitaterana an-dranomasina amin'ny faritra Analanjirofo. Manatanteraka iraka eto Maroantsetra ny Fitaleavam-paritra ny APMF miaraka amin'ny Détachement…

Formation des Agents Responsables de la facturation

Ho fanatsarana hatrany ny fomba fiasa sy hananana vokatra mifanaraka amin’izany dia notanterahina tamin’ity herinandro ity, ny alatsinainy 18 ka hatramin’ny anio zomà 22 jolay 2022, teto amin’ny APMF Foibe ny fampiofanana ireo…

Fametrahana ny masoivoho na ny « Représentation Locale APMF » ao Sainte-Marie

Ho fanamafisana hatrany ny aro loza amin’ny fitaterana an-dranomasina manodidina an’Antanambe sy Manompana, Faritra Analanjirofo, dia nametraka ny masoivoho na ny « Représentation Locale APMF » androany 13 jolay 2022 ny Talem-paritry ny…

Fanofanana mpanamory lakana madinika mandeha motera (Skippers)

Ny alatsinainy 04 ka hatramin’ny zomà 09 jolay 2022, dia nisy ny fanofanana mpanamory lakana madinika mandeha motera (Skippers) miisa 17. Mpampiasa sambo mivantana sy mpitatitra mpizahantany moa izy ireo. Marihina fa manan-kery mandritra…

Visite de la Représentante du Bureau Régional pour l’Afrique de l’Est de l’UNODC

Dans le cadre de la lutte contre les crimes et la drogue dans les aéroportuaires et les ports, Madame La Représentante du Bureau Régional pour l’Afrique de l’Est de l’United Nations Office on Drugs and Crime (UNODC), Jolien ABRAMS, a…

HETSIKA « ZERO ACCIDENT MARITIME » MANDRITRA NY DONIA 2022

Ho fisorohana ny loza amin’izao akatoky ny fetin’ny Pentekosta izao dia manamafy ny fanaraha-maso sy ny fitsirihana ny fidirana sy ny fivoahana ny seranan-tsambo ao Nosy-Be sy Ankify ary ny manodidina ny ekipan’ny APMF. Ny hetsika ara-…

Atelier national de travail sur la transposition des instruments internationaux relatifs à la sûreté maritime

Du lundi 09 au vendredi 13 mai 2022, un atelier national de travail sur la transposition des instruments internationaux relatifs à la sûreté maritime pour la mise en œuvre des conventions SOLAS et MARPOL ainsi que le Code ISPS à Madagascar…

Fitsidihana Manakara

Mitohy hatrany ny fitsidihana izay ataon’ny delegasionin’ny APMF Foibe any amin’ny ilany atsimo antsinanan’ny Nosy. Omaly 26 aprily 2022 dia nihaona tamin’ireo manampahefana sy tomponandraikitra mpiara-miasa amin’ny APMF tao Manakara izy…