Actus

𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐎𝐍𝐉𝐘 𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐓𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐀𝐏𝐌𝐅

20 fév 2023

Notontosaina ny 14 ka hatramin’ny 16 febroary 2023 teto amin’ny APMF Foibe ny fanofanana mikasika ny fikarakarana maika ny traboina sendra ny tsy fahasalamana tampoka mandra-pahatongan’ny mpitsabo na mandra-pahatonga any amin’ny hopitaly.

Fiaraha-miasa amin’ireo mpitsambo matianina amin’ny sehatry ny fahasalaman’ny mpiasa sy ny sampandraharana misahana ny fahasalamana ary ny sampandraharana misahana ny mpiasa eto amin’ny APMF no nahafahana nanantanteraka izany fanofanana izany ho fampivoarana ny maha-olona.