Actus

π‡π„π“π’πˆπŠπ€ 𝐅𝐀𝐇𝐀-πˆπ‘π€πˆπŠπ€πŒππˆπ…πŽπ‹πŽ π€πŒπˆπ'𝐍𝐘 π…π€ππ€πŽπ•π€ππ€ π•π€πŠπ’πˆππ˜ π‡πŽ π…πˆπ€π‘πŽπ•π€ππ€ π€πŒπˆπ'𝐍𝐘 π‚πŽπ•πˆπƒ-πŸπŸ— π“π„π“πŽ π€πŒπˆπ'𝐍𝐘 π€ππŒπ… π…πŽπˆππ„

04 avr 2023

Mitohy hatrany ny fanaovana vaksiny fiarovana amin'ny covid-19 ho an'ny mpiasan’ny APMF sy ny ankohonany ary ireo tantsambo sy mpianatra ho tantsambo mandalo eto amin’ny APMF Foibe Alarobia, Antananarivo.

Hetsika faha-iraikambifolo ity natao androany faha 28 martsa 2023 ity, ary niaraha-niasa hatrany tamin'ireo solotenan’ny Ministeran'ny fahasalamana. Nanao fanentanana isam-birao nanoro ny tokony ho fantatra momba ny vaksiny misy ireo tomponandraikitra.

Toa ny mahazatra dia tsy maintsy manao fitiliana ho fizahana ny toe-pahasalamana mialoha ny fanaovana vaksiny ny dokotera mpitsabo.

Isaorana sy ankasitrahana hatrany ireo rehetra nandray anjara sy niara-nisalahy nanatontosana izao hetsika izao.