Les opérateurs économiques pourront conquérir le marché africain avec une facilitation des flux commerciaux. En effet, « une autoroute nautique reliant les ports de Toliara et de Durban en Afrique du Sud ainsi qu’avec les ports de Kenya et de Mozambique sera construite », a annoncé…
Les passagers et les membres d’équipage d’une vedette reliant Mahajanga à Katsepy l’ont échappé belle. Avant-hier, au cours d’une traversée, l’embarcation a fait naufrage peu avant son arrivée à Katsepy.
Vita ny seranan-tsambon’Ankify any Ambanja. Antoka iray miahy ny toekarena any an-toerana sy ny toekarena eto Madagasikara amin’ny ankapobeny noho ny toerana misy azy. Mbola betsaka ny fotodrafitrasa toy ireny miandry asa fanarenana, antoka ny fampandrosoana lehibe amin’ny maha Nosy an’i…
Seranan-tsambo fananam-panjakana ny ao Toamasina na mahaleotena aza ny fitantanana azy na Société de port autonome de Toamasina (Spat). Eo amin’ny lafiny teknika, ny minisiteran’ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetra andro ny miahy azy ary eo amin’ny lafiny ara-bola, ny minisiteran’ny…
Tao anatin’ny fankalazana ny Andron’ny ranomasina, tany Nosy Be ny 4 sy 5 novambra teo, tompon’andraikitra maromaro sivily sy miaramila, notarihin’ny Contre amiral Randriantsoa Michel, nitondra fanazavana momba ny fiambenana sy fisorohana ny loza amin’ny fari-dranomasina misy antsika.…
"80 % -n’ny loza an-dranomasina eto amintsika, noho ny tsy fitandreman’ny olombelona", hoy ny capitaine de vaisseau Randrianasolo Jean Charles, mpanolotsaina momba ny fisorohana ny loza an-dranomasina ao amin’ny APMF. Manao ezaka ny APMF mampahafantatra ny lalàna rehetra tsy maintsy arahina amin…
Lohahevitra nosafidin’ny OMI (Organisation maritime internationale) ho an’ny taona 2016. Manaporofo izany, 80 % -n’ny fifanakalozana ara-barotra maneran-tany mandalo an-dranomasina avokoa. Voalohany, ohatra, ny solika, fototra iray iankinan’ny toekarena. Ankoatra ny varotra, ny…
Olona 400.000 isan-taona ny mifamezivezy avy eo Ankify mankany Nosy Be sy avy any Nosy Be miampita any Ankify. Olona mitondra entam-barotra isan-karazany , mpizahatany, mpianatra, marary, hatramin’ny fiarakodia betsaka miampita avy amin’io seranan-tsambo io. Efa potika tanteraka io…
Le port d’Ankify change de visage. Outre le pavillon, le plateau servant le parking, les deux nouveaux pontons d’embarquement et de débarquement flottant des passagers sont enfin installés. S’y trouvent également un nouveau stationnement des taxis-brousse, des stands pour la…
Mijery ny asa fanitarana ny seranan-tsambon’i Toliara ny minisitry ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro, Ramanantsoa Ramarcel, miaraka amin’ny tale jeneralin’ny APMF, kolonely Zipa Jean Hubert. Atao izao asa fanavaozana izao miaraka amin’ny mpiara-miombon’antoka hiatrehana ny…