L’APMF fait partie des agences nationales du domaine maritime utilisatrices de la plateforme IORIS dont le gestionnaire à Madagascar est le Centre de Fusion d’Informations Maritimes (CFIM).
La plateforme IORIS est un portail électronique…
Nandray an'Andriamatoa Minisitry ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetrandro tamin’ny fandalovany tany Nosy-Be ny Fitaleavam-paritry ny APMF any an-toerana..
Fitsidihana ifotony nahafahana nifampitafa momba ny anjara asan’ny APMF sy ny…
La Convention internationale pour la sauvegarde de la vie humaine en mer (Convention SOLAS) fait partie des conventions que Madagascar a ratifiées, marquant l’engagement de la grande île aux efforts pour la réalisation et le développement…
Ny 13 ka hatramin’ny 18 febroary 2023 lasa teo no nontanterahina tao Morondava ny fampiofanana ny andiany faharoa amin’ireo mpanamory lakana madinika, na « skippers », any an-toerana.
Miisa 60 ireo nahavita izany an-tsakany sy an-davany ka…