L'APMF a participé à la visite du Port d'Antsiranana et aux rencontres avec les différents acteurs qui y opèrent dans le cadre de la mission du Comité interministériel ad hoc pour l'économie bleue de la semaine du 26 mars 2023.
Mitohy hatrany ny fanaovana vaksiny fiarovana amin'ny covid-19 ho an'ny mpiasan’ny APMF sy ny ankohonany ary ireo tantsambo sy mpianatra ho tantsambo mandalo eto amin’ny APMF Foibe Alarobia, Antananarivo.
Hetsika faha-iraikambifolo ity…
Ho fanatsarana ny fomba fiasa sy hananana vokatra mifanaraka amin'ny fenitra dia notanterahina ny alatsinainy 20 ka hatramin'ny zoma 24 martsa 2023 teto amin'i APMF Foibe ny fanofanana ireo tomponandraikitry ny frandraisambola.
Niompana…