Notontosaina ny 14 ka hatramin’ny 16 febroary 2023 teto amin’ny APMF Foibe ny fanofanana mikasika ny fikarakarana maika ny traboina sendra ny tsy fahasalamana tampoka mandra-pahatongan’ny mpitsabo na mandra-pahatonga any amin’ny hopitaly.…
La Direction Générale de l’APMF a reçu le lundi 13 février 2023 Monsieur Henri DOLOU, en mission à Madagascar pour le compte de l’Organisation Hydrographique Internationale (OHI). En effet, suivant les dispositions de la Convention des…
Fanofanana ireo mpanamory lakana madinika tao Brickaville
Tontosa tao Brickaville tamin’iny herinandro lasa iny, ny 18 ka hatramin’ny 21 jolay 2022 ny fanofanana ireo mpanamory lakana madinika (encadrement professionnel des skippers) miisa 12.
Ampatsiahivina fa ny fanatontosan'i APMF izany…
Hetsika fanentanana hitandremana mba hahatsara ny aro loza amin'ny fitaterana an-dranomasina amin'ny faritra…
Mitohy hatrany ny hetsika fanentanana hitandremana mba hahatsara ny aro loza amin'ny fitaterana an-dranomasina amin'ny faritra Analanjirofo. Manatanteraka iraka eto Maroantsetra ny Fitaleavam-paritra ny APMF miaraka amin'ny Détachement…