Vita ny seranan-tsambon’Ankify : 2,8 miliara Ariary ny tetibola lany niantohan’ny APMF
Vita ny seranan-tsambon’Ankify any Ambanja. Antoka iray miahy ny toekarena any an-toerana sy ny toekarena eto Madagasikara amin’ny ankapobeny noho ny toerana misy azy. Mbola betsaka ny fotodrafitrasa toy ireny miandry asa fanarenana,…