Video

Vaovao an-tsary TVM ny sabotsy 14 martsa 2020

17 mar 2020

Fijerena ifotony ny fandrosoan'ny asa any amin'ny lakandranon'ny Pangalana, mba hahafahana mivezivezy tsy ankiato manomboka eo Toamasina ka hatrany Mananjary. 80% ny asa no efa tanteraka amin'izao fotoana izao.