Video

Fandaharana Fivoy/RNM - PNTM

23 juin 2020

Sombiny tamin’ny fandaharana Fivoy notontosain’ny Radio Madagasikara ny Asabotsy 20 jona 2020, mitatitra ny fanazavana nentin’Andriamatoa Tale Jeneralin’ny APMF mikasika ny fanolorana ny volavola Politika nasionaly momba ny fitaterana an-dranomasina ny Ministeran’ny Fitaterana, ny Fizahan-tany sy ny Famantarana ny toetr’andro.