Album

Présentation de vœux - APMF 2019

24 jan 2019
Notanterahina ny zoma 18 janoary 2019 teo teny amin'ny Espace Myrah Ambatomaro ny lanonana fifampiarahabana nahatratrarana ny taona vaovao 2019 ; tonga nanome voninahitra izany lanonana izany ny PCA sy ny Tale Jeneralin'ny APMF.