Album

Fanokafana ny taom-pambolen-kazo 2020 - Mahajanga

21 jan 2020
Nandray anjara tamin'ny fanokafana ny taona fambolenkazo 2020 ny alahady 19 janoary ihany koa ny Direction Regionale APMF Mahajanga. Izany dia natao tany Marohogo PK25 (RN4), niarahana tamin'ny Faritra Boeny iray manontolo.
HAMBOLY HAZO AHO HO AN'NY TARANAKO: Madagasikara rakotra ala no tanjona.