Avotra soamantsara ireo olona 11 izay nitaingina vedette nanaraka ny lakandranon'ny Pangalana tany Mahanoro omaly…
Avotra soamantsara ireo olona 11 (lehilahy 6, vehivavy 3, ankizy 2) izay nitaingina vedette nanaraka ny lakandranon'ny Pangalana tany Mahanoro, ny alahady 16 febroary maraina, izay nentin’ny rano vokatry ny rotsak’orana betsaka sy ny tafio…