Video

Toromarika hisorohana ny fahatongavan'ny Covid-19 eto Madagasikara

17 mar 2020

Manamafy ny toromarika avy amin'i Filohampirenena ary nampitain'ireo Minisitra sy Sekreterampanjakana ny Tale Jeneralin'ny APMF momba ny fepetra sy lamina mihatra eny amin'ny seranantsambo mba hisorohana ny fahatongavan'ny COVID-19 eto Madagasikara. Madagasikara lavitry ny coronavirus Sary sy feo : TVM & RNM