Album

Fanokafana ny taom-pambolen-kazo 2020

20 jan 2020
Nandray anjara tamin'ny fanokafana ny fotoana fambolen-kazo 2020 ny alahady 19 janoary ny APMF. Ho an'ny APMF Foibe Antananarivo dia natao tany Ampefy ary niarahana tamin'ny fianakaviamben'ny Ministeran'ny Fitaterana, Fizahantany sy ny Famantarana ny Toetrandro (MTTM) izany.

HAMBOLY HAZO AHO HO AN'NY TARANAKO: Madagasikara rakotra ala no tanjona.