Transport fluvial: Des travaux titanesques pour réhabiliter le canal des Pangalanes
21 juin 2018
Des travaux titanesques pour réhabiliter le canal des Pangalanes
Communiqué 0386-APMF/DG/DGA/21 - Echouage Navire HASSINA à Toamasina
Le navire HASSINA, immatriculé TM 16 048, qui s’est échoué à Toamasina le lundi 26 avril 2021
vers 12h30 est un navire de pavillon malagasy, autorisé à la navigation au cabotage national
à Madagascar depuis l’année 2017. Il s’agit d’un…
Hafatra telo no nampitain’Andriamatoa Tale Jeneraly ny alatsinainy 4 janoary raha nanomboka ny taom-piasana 2021 ny…
Hafatra telo no nampitain’Andriamatoa Tale Jeneraly ny alatsinainy 4 janoary raha nanomboka ny taom-piasana 2021 ny APMF Foibe :
1. hanatanteraka tetikasa maro ny APMF hanarenana ny takaitra vokatry ny fiatrehana ny valan’aretina covid-19…
FANILON-DRANOMASINA ENY AMIN’NY NOSY ALAGNAGNA - PHARE DE L’ILE AUX PRUNES
FANILON-DRANOMASINA ENY AMIN’NY NOSY ALAGNAGNA
Andriamatoa Minisitry ny fitaterana, ny fizahan-tany sy ny famantarana ny toetrandro dia nijery ifotony ny fanilon-dranomasina eny amin’ny Nosy Alagnagna ny alahady 06 desambra 2020. Io jiro…
Misokatra amin'ny fomba ofisialy ny fanazara-tena nasionaly SAREX BOENY 2020
Ny fanazara-tena dia hahafahana manatsara ny fahaiza-manao sy manamafy ny fiaraha-miasa eo amin'ireo mpandray anjara mivantana amin'ny asa fikarohana sy famonjena aina raha misy ny loza an-dranomasina.
Andraikitry ny firenena rahateo ny…