FIVORIANA FANOMANANA NY FANAZARANTENA NASIONALY AMIN’NY ASA FIKAROHANA SY FANAVOTANA AINA AN-DRANOMASINA TAONA 2020
Ho fanatsarana ireo asa fikarohana sy fanavotana aina an-dranomasina eto Madagasikara, amin’ny maha mpandrindra izany asa izany azy, ny APMF dia nikarakara fihaonana anio zomà 13 novambra 2020 niarahana tamin’ireo mpandray anjara hafa amin…