TOAMASINA: Fanofanana ireo mpanamory sambo fanamafisam-pahalalana ho fisorohana ny loza an-dranomasina
Nomena ireo mpihofana ho fanamafisam-pahalalana sy ny fivoarana amin’ny fitaterana an-dranomasina azy 38 mirahalahy, ny mari-pahaizana azon’izy ireo nandritra ny fihofanan’izy ireo teto Toamasina nandritra ny 20 andro. Ny APMF, na “ivo-…